Connexion membre Inscription membre
Gasykamanja.com, Site communautaire malgache
Gasik'Arts, Emission radiophonique malgache sur Toulouse FM92.2 le dimanche ou www.gasikarts.com . Voir Rubrique "Medias"
Nah Events . organisation d'événements publics et privés pour la promotion de Madagascar. Traiteur .

Raozigasy

TIAKO IANAO SATRIA

Tiako ianao satria
tsy haiko ny nitia
raha tsy teo ianao

Tiako ianao satria
natao hiara-dia
ny foko sy ny anao

Tiako ianao satria
voafafa ireo fitia
vao noseraninao

Tiako ianao satria
ianao ilay Tiako, Tia ,
nandrasako hatrizao

Tiako ianao satria
Tiako ianao satria
. . .
Satria Tiako Ianao

"Tia" pejy faha-19
"Tia" boky voalohany nosoratan'i Raozigasy
raozigasy@gmail.com
Adresse
10 rue du 14 juillet
94270 Le Kremlin Bicetre
France
Information complémentaire
Réseaux sociaux

Publicité

http://www.diaspora-dynamique.com
Tous droits réservés 2014. Réalisation du site http://www.dinas.fr